Entry (1/6) | 1 toa |
Part of speech | 2 conjunction |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja... fa ny "toy" kosa fifanahafana, fifandraikana: Izay adala no toa an-drainy -- (Be maso toy ny rainy ity zaza ity) 4 (Samy hafa ny fampiasa ny toa sy ny toy ankoatra ny heviny mitovitovy: ny toa dia fampiasa: a) -eo alohan' ny anaran-tsamirery: Manantsaina toa an-dRabe ny zanany; -b) eo alohan' ny mpisolo anarana misolo olona: Tsy misy mahay toa azy; -d) eo alohan' ny anarana iombonana tsy voafaritry ny mpanondro: Maty toa tantely. Ny toy kosa dia fampiasa: a) eo alohan' ny anarana iombonana voafaritry ny mpanoritra: Mamy toy ny tantely -b) eo alohan' ny mpamaritra na mpisolo anarana manondro: Tsy mbola nisy toy izany ~ Toy izao ny fandehan' i Feno kely [1.1] |
Explanations in French |
5 semblable, comme, on dirait [1.5#293] |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
14 All the conjunctions |
Entry (2/6) | 15 toa |
Part of speech | 16 Unspecified |
Explanations in French |
17 obéir, servir [1.3#704, 1.5#293] 18 abdiquer, se soumettre à, honorer [1.3#704] |
Derivatives |
|
Entry (3/6) | 24 toa |
Part of speech | 25 adjective |
Explanations in Malagasy |
26 Ohatra ny: Toa manavy aho izany 27 Angamba: Toa lasa omaly Rakoto [1.1] |
Entry (4/6) | 28 toa |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in Malagasy |
30 teny anti-miantso ny alika [1.1] |
Synonyms | 31 to |
Entry (5/6) | 32 toa |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in Malagasy |
34 Voalohany, lehibe, niavian' ny hoe: dadatoa, nenitoa,matoa [1.1] |
Compound words |
|
Entry (6/6) | 37 toa |
Part of speech | 38 adjective |
Explanations in Malagasy |
39 banga (antsy, ets.) [Taisaka]
[1.78] |
Compound words |
|
Anagrams | 41 ato, ota, tao-, taò, toa |
Updated on 2023/11/27 |