Entry | samy mitsilo ny alehany toa angamenavava | |
Elementary words | samy ; mitsilo ; aleha ; toa ; angamenavava | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fa samy tompon' andraikitra amin' ny fitondrany ny tenany avy ny olona rehetra [1.1] | |
Updated on 2023/08/17 |