|
|
|
|

Entry (1/3)1  Toamasina
Part of speech  2  name (toponym)
Vocabulary  3  Geography: towns
Examples  4  Tsy mihoatra an' toamasina mianatsimo na oviana na oviana ny sambolay! [2.471]
5  Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra. [2.472]
Elementary words  6  toa, masina
Tables and plates  7  Full list

Entry (2/3)8  Toamasina
Part of speech  9  name (toponym)
Vocabulary  10  Politique
Explanations in Malagasy  11  iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra telo ao anatiny: Analanjirofo, Alaotra Mangoro, Atsinanana [3.1]
Hyperonym 
Tables and plates  12  Full list
13  The six provinces
Illustrations 
14 

Anagrams  15  amotsiana, Toamasina

Updated on 2024/09/23