|
|
|
|

Entry1  ankatoavina (toa)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Ekena, ankasitrahana, sitraka: Ankatoavinao ve ny hevitra naposako? [1.1]4  ekena [1.13]
Explanations in French  5  Qu’on observe, qu’on accomplit, qu on agrée, qu’on approuve: Nankatoavin' ny fanjakana ny didy nataon’ io governora io (Le gouvernement a approuvé les ordres donnés par ce gouverneur) [1.3#704]6  approuvé [1.13]
Examples  7  Manana ny zony ankatoavina tanteraka ny mpirotsaka an-tsitrapo, azony atao ny mitaky azy. [1.369#]
8  Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  anakanivato, ankatoavina

Updated on 2022/02/17