Entry | kambontenda | |
Elementary words | kambo ; tenda | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Nofo kely roa an-kila sy an-danin' ny amboakelintenda, izay mety hivonto ka miteraka kohakohaka matetika indrindra ho an' ny ankizy, aretin-tenda, sns.; amin' izay dia ny fanalana azy amin' ny fandidiana no tsara hatao [1.1] | |
Vocabulary | Biology ~ Health | |
Updated on 2023/12/11 |