Entry (1/2) | 1 tendabe |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Biology |
Explanations in Malagasy |
4 Ny lalandrivotra mankamin' ny havokavoka [1.1] |
Elementary words | 5 tenda, be |
Entry (2/2) | 6 tenda be |
Part of speech | 7 locution |
Explanations in Malagasy |
8 enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [1.1] |
Elementary words | 9 tenda, be |
Anagrams | 10 be tenda, tenda be, tendabe, be tenda, tenda be, tendabe |
Updated on 2023/05/26 |