Entry | 1 solontena |
Elementary words | 2 solo, tena |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Olona misolo, izany hoe manao zavatra na manatrika fivoriana amin' ny anaran' olon-kafa: Ny lehiben' ny fampianarana no solontena nalefan' ny Minisitry ny Fanabeazana tany amin' ilay lanonana [1.1] |
Explanations in English |
5 a delegate, a representative [1.7] |
Explanations in French |
6 représentant [1.8, 1.13] 7 délégué [1.8] |
Examples |
8 Iaombilahitsivahy no nitarika ny solontena nalefa. [2.508] 9 Tonga ilay solontena, i Dr Assad, ny volana desambra. [2.356] 10 Tsy mahazo miara-manatrika eo ny solontena tompon toerana sy mpisolo toerana. [2.114] |
Morphology |
|
Updated on 2023/09/08 |