|
|
|
|

Entry (1/2)1  fahatsiarovan-tena
Elementary words  2  fahatsiarovana, tena
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety [1.1]
5  fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana [1.13]
Explanations in French  6  conscience [1.13]
Examples  7  Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena ny fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena. [1.369#]
8  Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa. [2.285#]
Vocabulary  9  Philosophy
Titles 

Entry (2/2)11  Fahatsiarovan-tena
Elementary words  12  fahatsiarovan-tena
Part of speech  13  name (book title)
Vocabulary  14  Literature: books
Author  15  Razakandraina Jean Verdi Salomon

Anagrams  16  Fahatsiarovan-tena, fahatsiarovan-tena, Fahatsiarovan-tena, fahatsiarovan-tena

Updated on 2023/10/21