Entry | 1 mananotena |
Elementary words | 2 manano, tena |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Olona miahy tena irery, mikarakara tena irery, olona tsy manambady 5 Vehivavy maty vady: Ampio ny kamboty sy ny mananotena [1.1] |
Explanations in French |
6 veuf, veuve, célibataire [1.3] |
Examples |
7 Zanaky ny manano tena, tsy ory tsy manana, saingy mpiasan' ny tranombarotra ngeza iray teto Toamasina izy [2.5] |
Compound words |
|
Updated on 2023/09/16 |