|
|
|
|

Entry1  fanatanjahantena
Elementary words  2  fanatanjahana, tena
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns... mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena [1.1]
Explanations in French  5  éducation physique [1.13]
Examples  6  Ireny fihetsiketsehana sy fanatanjahantena rehetra ireny dia vao mainka nampisy aina ny fitaizana sy ny fampianarana teo Antanisoa. [2.356#]
Vocabulary  7  Sports

Updated on 2024/03/24