|
|
|
|

Entry (1/2)1  takona
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Voasakan-javatra ka tsy hita: Takon' ireo hazo ireo ny tranonay 4  Miafina amin' ny...: Takona ahy ny tarehiny [1.1]
Explanations in English  5  hidden, not seen [1.7]
Explanations in French  6  caché, dérobé à la vue, secret: Takon’ ny tamboho izy ka tsy hita (Il est caché par la muraille et on ne le voit pas) ~ Takona azy ny tanàna (Le village lui est caché) ~ Takona antsika ny zavatra ho avy (L'avenir nous est caché) [1.3#653]7  caché, qu'on ne voit pas [1.8]
Examples  8  ka hianao ho takona, ary izaho tsy ho hita! [2.69#]
9  Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona. [2.332#]
10  Hoby moa izany no nataon'izy rehetra, raha mbola tsy takona akory izahay. [2.588#]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word takona

Entry (2/2)20  takona
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  Fiaraha-mibata zava-mavesatra; firaisana hina hanao zava-dehibe sarotra iray; fiarahana mibata na mikarakara faty iray [1.1]
Explanations in English  23  a provincial name for a palanquin. See lanja, tondra, entina [Provincial] [1.2]
Explanations in French  24  action de porter à plusieurs un lourd paquet, un mort qu’on va ensevelir [1.3#654]
Derivatives 
25  Active verbs :
26  Passive verbs :
27  Relative verbs :
28  Names :

Anagrams  29  antoka, kantao, katona, kotana, takona, tanako, tokana, tonaka, tonàka

Updated on 2023/06/16