|
|
|
|

Entry1  takontakona (takona)
Part of speech  2  adjective
Explanations in French  3  un peu caché [1.20#29]
Examples  4  Ilay rano takontakona fahiny dia niseho. [2.445#]
5  Dia niverina izy ka nitady toerana takontakona, ary niandry izay fotoana hahazoany manatona kely an-dRamagozy. [2.357#]
6  Ary fantatro moa fa ny basy amidy arivo eny amin' ny varotra mazava dia havotana roa na telo arivo aty amin' ny takontakona? [2.471#]
Derivatives 
7  Passive verbs :

Anagrams  8  katonkatona, kotankotana, takontakona, tokantokana

Updated on 2023/06/03