|
|
|
|

Entry1  takon-kenatra
Elementary words  2  takona, henatra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ilazana ny varavaran-tapaka mamefy ny mason' ny olona tsy hahita hatrany amin' ny atin' ny fandrahoan-kanina
5  tapa-damba anaronana ny faritra mahamenatra amin' ny tena mba tsy hiboridanana. [1.1]
Explanations in English  6  [henatra, shame.] A small partition close by the door, a screen
7  fig. money presented to assist on any special occasion. [1.2]

Updated on 2023/06/15