|
|
|
|

Entry (1/5)1  soratra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity
4  Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao [1.1]
Explanations in French  5  écriture, dessins quelconques, lignes, traits, figures, marque, peinture [1.3#632]
6  pour les plantes : marques diverses qu'elles peuvent porter [1.196]
Examples  7  Betsaka ny soratra mitahiry sy mitantara fahorian' olombelona. [2.472]
8  Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy; [2.48]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Patronyms 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  35  Proverbs containing the word soratra

Entry (2/5)36  soratra
Part of speech  37  noun
Explanations in Malagasy  38  Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza [1.1]

Entry (3/5)39  soratra
Part of speech  40  noun
Explanations in Malagasy  41  tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka [Sihanaka] [1.78]
Vocabulary  42  Health

Entry (4/5)43  soratra
Part of speech  44  noun
Explanations in French  45  Nom donné aux plantes dont les feuilles ont des nervures bien dessinées ; surtout : Strychnos diplotricha Leeuwenb. (Loganiaceae). [1.196]
Vocabulary  46  Botany
Scientific name 

Entry (5/5)48  Soratra
Part of speech  49  name (anthroponym)
Examples  50  Ary milalao i soratra sy Matsatso [2.48#207]
Vocabulary  51  Religions, Beliefs
Other spellings  52  rasoratra, rasoratra
Tables and plates  53  Full list
54  The ancient idols

Anagrams  55  sarotra, Soratra, soratra, tsarôra, sarotra, Soratra, soratra, tsarôra

Updated on 2023/06/16