|
|
|
|

Entry (1/2)1  resy
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho
4  Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony
5  Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao
6  Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy
7  Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1]
Explanations in English  8  defeated conquered, overcome [1.7]
Explanations in French  9  battu, conquis [1.8]
10  vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196]
Examples  11  Maty Ratsimive ary resy ny tafiny. [2.508]
12  Hoy aho nandraiki-dresy tsy fidiny. [2.944]
13  Ho resy miandalana ny andro mahory! [1.267]
Morphology 
14  Prefixed :
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Passive verbs :
21  Relative verbs :
22  Names :
23  Adjectives :
Analogs  24  Resy tosika, maty an-daharana, voatosika, tsy mahazo an-tsahala, voasongona, sendra tolona tsy omby tratra, ambaka noho, latsaka ambany noho, tsy mahaleo, tsy mahasehaka, tsy mahovoka, tsy mahatohitra, milavo lefona, miamboho lahy, mifori-drambo, mandray sanga, mangataka ranomandry, resy tsy miady
Compound words 
Phytonyms 
Titles 

Entry (2/2)32  resy
Part of speech  33  passive verb
Explanations in Malagasy  34  noana [Taisaka, Tanosy] [1.78]

Anagrams  35  resy, sery

Updated on 2023/05/29