Entry | 1 resy lahatra |
Elementary words | 2 resy, lahatra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 tsy manan-kolazaina noho ny antony efa mazava niadian-kevitra; tsy manan kolazaina intsony amin' ny adihevitra fa efa voaporofo ny maha-diso ny hevitra tohanany [1.1] |
Explanations in English |
5 beaten in an argument; convinced, persuaded [1.7] |
Explanations in French |
6 battu dans une argumentation, convaincu, persuadé [1.8] |
Updated on 2023/01/01 |