Entry | 1 noana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mahatsiaro foana ny ao an-kibo ka reraka te hihinan-javatra aoka izany: Tsy nisakafo aho ka noana izaitsizy izany [1.1] |
Explanations in English |
4 hungry [1.2] 5 hungry 6 deflated (of a tire) [1.7] |
Explanations in French |
7 qui a faim, affamé 8 dégonflé (se dit des pneus) [1.8] |
Examples |
9 Ary indray andro sendra tsy nahazo haza, ka noana ny liona, ka hoy izy tamy ny alika: [2.293] 10 Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324] 11 Iny aloha ny hani-masaka fa noana ianao. [2.470] |
Derivatives |
|
Analogs | 15 Mosarena, lampana, reraka, mangebaka, tsy mahatsindry tsihy, refona, fotsy tsinay, vava takiky, rebaka, maivan-tsy zaka, mai-molotra, mifezafezaka, miempaempa, mifehy kibo, mitakiky vava, mitanatana vava, mitsako dilana, milelalela ny ambavafo, voan' ny aretimbilany |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word noana |
Anagrams | 19 anano, añano, anona, añona, naona, ñaoña, noana, onana |
Updated on 2023/08/11 |