Entry | 1 resy am-boninahitra |
Elementary words | 2 resy, voninahitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ireo izay efa nanao ny faran' ny azony atao teo amin' ny lalao na ady, kanjo dia mbola voa ihany [1.1] |
Updated on 2023/05/29 |