|
|
|
|

Entry1  lamboresy
Elementary words  2  lambo, resy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Anaram-bositra nilazan' ny taloha ny kisoa; anaram-bosotra omena ny kisoa izay tsy dia intsony fa efa ompiana [1.1]
Explanations in English  5  domestic pigs. See kisoa [1.2]
Vocabulary  6  Zoology: mammals
7  Economy: breeding, farming
Synonyms  8  kisoa

Updated on 2023/05/21