Entry | mai-molotra | |
Elementary words | maina ; molotra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Kivy fa diso fanantenana na lampan' ny hanoanana [1.1] | |
Examples | Nony efa tsy nahafanta-tra, dia nisafo loha, sady maimolotra foana teo no niteny tsilemilemy hoe : "Tsy fantatro velively, tompoko!"
[2.69] | |
Updated on 2023/10/29 |