|
|
|
|

Entry1  menafify
Elementary words  2  mena, fify
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mena antitra
Volombavan' antitra hariva vao menafify
Explanations in French  5  [1.3#426] rouge foncé
Examples  6  [2.285] Narosony faharoa indray izany trondro noho-sorany toton-koba, dia nendasiny nataony menafify ka lany mbamin' ny taolany.
Other spellings  7  menafify
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  106  Proverbs containing the word menafify
Tables and plates  107  The Colors

Anagrams  108  menafify, mifanefi

Updated on 2025/01/21