Entry (1/2) | 1 maitso milenodenoka |
Elementary words | 2 maitso, milenodenoka |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 Toerana am-body hazo ala iray, nanirian' ahitra maitso milenodenoka, mitovy tantana sy mitovy endrika amin' ny manodidina rehetra. [2.472] 5 izy ireo manahaka ny ahitra eny an-tsaha aman-java-maitso milenodenoka, tahaka ny ahitra ambony tafon-trano, tahaka ny vary mandavenona, maina alohan'ny fahamasahany. [2.996] |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (2/2) | 40 maitso milenodenoka |
Part of speech | 41 locution |
Explanations in French |
42 (de lenoka : tendre, charnu). Herbes potagères et légumes verts de belle venue, particulièrement tendres et charnus. Verdure de choix. [1.196] |
Vocabulary |
43 Botany |
Updated on 2024/10/30 |