Entry | 1 menafify |
Elementary words | 2 mena, fify |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mena antitra 5 Volombavan' antitra hariva vao menafify [1.1] |
Explanations in French |
6 rouge foncé [1.3#426] |
Examples |
7 Narosony faharoa indray izany trondro noho-sorany toton-koba, dia nendasiny nataony menafify ka lany mbamin' ny taolany. [2.285] |
Other spellings | 8 mena |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 43 Proverbs containing the word menafify |
Tables and plates |
44 The Colors |
Updated on 2024/10/30 |