|
|
|
|

Entry1  menapina
Elementary words  2  mena
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Volon-doko mandray ny vony sy ny mena
5  [1.62] izy rehef tsy mivolon-dra tateraka fa manopy mena, toy ny voankazo efa ho masaka na mbola soamaravo
Explanations in French  6  [1.3][menaPIny] roux
7  [1.5] rouge écarlate
Examples  8  [1.62] Ny loko menapina no mba ankafiziny
9  [2.472] Ny orony, hono, nanao bikam-boantabiha sady nihevotrevotra no mena pina
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  108  The Colors

Anagrams  109  ampenina, mañapeny, manepañy, menapina, mpanenay

Updated on 2025/01/21