Entry (1/2) | 1 mangoraka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy io |
Examples |
4 [1.263] Ny Lanitra mangoraka, Manafy hery vao. 5 [2.528] Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! |
Root | 6 horaka |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mangorakoraka |
Analogs | 12 antra, malahelo, mitsetra, manana tse-po, ngoaina, mangora-po, mitse-po, onena, ongena |
Entry (2/2) | 13 mangorà ka |
Part of speech | 14 adjective |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Mena mivaivay, mangatrakatraka |
Root | 16 hor |
Compound words |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 116 mangaroka, mangorà ka, mangoraka, mokaranga, ramangoka |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |