Entry | 1 mangatrakatraka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mena midorehitra, mena mivaivay: Mena mangatrakatraka ny elon' ny mpanjaka fahiny |
Explanations in English |
4 [1.2] extremely red. Used only with mena, red. |
Explanations in French |
5 [1.3#225] être rouge écarlate 6 [1.19] [Tankarana] rouge écarlate. |
Examples |
7 [2.996] Na mangatrakatraka aza ny fahotanareo, hanjary fotsy hoatra ny oram-panala; |
Root | 8 hatrakatraka |
Compound words |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Updated on 2024/12/12 |
![]() |