|
|
|
|

Entry (1/5)1  angano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany tany an-tendrony, saingy novaovan' ny taranaka nifandimby taty aoriana: Ny anganon' Ikotofetsy sy Imahakà
4  Zavatra sarotra inoana: Aza milaza angano eo re ianao, ry Ingahy itỳ
5  Karazan-javatra hafahafa atao fanampin-kanina, fanampin' akanjo (amin' ity hevitra ity, dia mazàna ny endrika verindroa no fampiasa): Tonga tao daholo izao anganonganon-kanina rehetra izao. [1.1]
6  tantara tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana [1.13]
Explanations in English  7  a fable [1.2, 1.7]
8  a tale, a story. [Swa. ngano, a tale, a fable; Ar. algina, pl. algani, a song, a ditty.] [1.2]
Explanations in French  9  conte [1.3#44, 1.8, 1.54, 1.13]
10  fable [1.3#44, 1.8]
11  farce, historiette [1.3#44]
12  enjolivements, superfétation [1.3#44]
Vocabulary  13  Literature: (in general)
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
18  Adjectives :
Compound words 
Titles 
Proverbs  21  Proverbs containing the word angano
Article  22  Randzavola: angano ao amin' ny Baiboly

Entry (2/5)23  angano
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25  fanafintohinana [Betsimisaraka] [1.78]
26  Loza, fahafatesan-kavana: Nahita angano itỳ isika mianakavy [1.1]
Explanations in English  27  trouble, calamity [1.2]
28  a calamity [1.7]
Explanations in French  29  malheur [1.3#44, 1.8]
30  calamité [1.8]
Compound words 

Entry (3/5)32  angano
Part of speech  33  noun
Explanations in French  34  chose extraordinaire: Anganon-kanina izany! (Quelle variété extraordinaire de mets!) [1.3#44]

Entry (4/5)35  angano
Root  36  angana
Part of speech  37  imperative of passive verb anganina
Tables and plates  38  All the passive imperatives

Entry (5/5)39  angano
Root  40  gana
Part of speech  41  imperative of relative verb anganana
Tables and plates  42  All the relative imperatives

Anagrams  43  angano, angona, gonana, ngoana, ongana

Updated on 2023/05/19