|
|
|
|

Entry1  lozabe
Elementary words  2  loza, be
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  masiaka aoka izany [1.1]
Explanations in French  5  cruel, sévère [1.3, 1.5]
6  intraitable, méchant, sauvage [1.3]
7  féroce [1.5]
Examples  8  Fa niteny indray ny vadiny hoe : "Mijanona ihany re hianao, ry havako, fa lozabe anie ikaky, ka raha miteny izy, dia varatra no mirefotra, sady ny fitoerana any an-danitra koa dia tsy azonao itoerana. [2.69]
Proverbs  9  Proverbs containing the word lozabe

Updated on 2023/08/12