|
|
|
|

Entry (1/2)1  antambo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fambara loza, loza [Betsimisaraka] [1.78]
4  loza [Sihanaka, Tanala] [1.78]
5  Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany
6  Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? [1.1]
Explanations in English  7  great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano. [1.2]
8  a calamity [1.7]
Explanations in French  9  malheur, calamité [1.8]
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word antambo

Entry (2/2)13  antambo
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny [1.78]
Vocabulary  16  Religions, Beliefs

Anagrams  17  antambo, tambano, tombana

Updated on 2023/08/17