|
|
|
|

Entry (1/4)1  leo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany 4  Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana [1.1]
Explanations in English  5  has had enough and too much; disgusted 6  drunk [1.7]
Explanations in French  7  qui en a assez; dégoûté [1.3#4011.8]8  ivre [1.3#4011.8]9  indisposé par un narcotique [1.3#4011.8]10  qui n'en veut plus 11  assoupi, étourdi [1.3#401]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
Derivatives 
15  Active verbs :
Synonyms  16  leony
Analogs  17  Tofoka, boboka, tohina, tola18  monaina, monamonaina, mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word leo

Entry (2/4)22  leo
Part of speech  23  adjective
Explanations in Malagasy  24  (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho 25  Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka [1.1]
Explanations in English  26  equalled, matched, overcome [1.2]27  borne, sustained [1.2, 1.7]
Explanations in French  28  supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre: 29  Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil) [1.3#401]30  supporté [1.8]
Derivatives 
31  Relative verbs :
32  Names :
Compound words 
Phytonyms 
Ethnonyms 

Entry (3/4)37  leo
Part of speech  38  noun
Explanations in Malagasy  39  laona [Bara+Tanosy] [1.78]

Entry (4/4)40  leo
Part of speech  41  adverb
Vocabulary  42  Time
Explanations in English  43  to-day [Provincial] [1.2#390]
Tables and plates  44  All the adverbs

Anagrams  45  elo, leo, ole

Updated on 2020/07/31