|
|
|
|

Entry1  laona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Hazo na vato noloahana -- fa tsy tanteraka -- ka atao fitotoam-bary: Laom-bato, laon-kazo [1.1]
Explanations in English  4  a mortar for pounding rice; any mortar [Mal. lasung (?)] [1.2]
5  a mortar for pounding rice, maize, etc [1.7]
Explanations in French  6  mortier pour piler le riz, le maïs, etc [1.8]
Examples  7  laona sy fanoto no manodidina azy ary ahitra malemy mifatratra an-tsobiky no taingenan' ny sasany aminy. [2.470]
8  Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto. [2.472]
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  12  Proverbs containing the word laona

Anagrams  13  alona, alòna, lañoa, laona, loana, olana

Updated on 2020/07/31