|
|
|
|

Entry (1/2)1  boboka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Vonton-drano: Bobo-drano ireto hazo iretoka tokony hafindra toerana 4  Voky na feno be loatra ka manjary leo: Boboky ny divay ny anao lahy vao niala tao ka mamo nidarabodraboka eran' ny arabe fotsiny 5  Lao, tofoka, tsy tia herika: Boboky ny fianarana, hono, Rabe 6  Rakotra bobongolo noho ny hamandoana be loatra ka manomboka ho simba: Boboka tato lahy ireto boky ireto noho ny hamandoana [1.1]7  tofoka, leo [Sihanaka] [1.78]
Explanations in English  8  soaked, full of water, saturated; satiated, sated. See bobaka. [1.2#94]9  soaked; sated [1.7]
Explanations in French  10  imbibé; dégoûté; [1.3#83, 1.8]11  moisi, rassasié jusqu'au dégoût [1.3#83]
Examples  12  andry boboka, poak' aty! [2.285#]
13  Raha tofoka ianao, izaho koa mba efa boboka. [2.529#]
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
18  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  21  Proverbs containing the word boboka

Entry (2/2)22  boboka
Part of speech  23  noun
Explanations in English  24  the large pot for holding water. See sinibe. [Provincial] [1.2]
Compound words 

Updated on 2023/07/29