Entry | 1 lambatsilena |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.2][lamba tsy lena] tissu imperméable en caoutchouc |
Examples |
4 [2.5] Kotsa avokoa ny fitafiako rehetra fa tsy voasakan' ny lambatsilena nisalorako intsony ny fitifitry ny erika narahin-tafiotra. |
Elementary words | 5 lamba, tsy, lena |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |