Entry (1/5) | 1 horaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 tanimbary [Tambahoaka, Bezanozano]
[1.78] 4 Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy) [1.1] 5 tany tsy afa-drano azo volena [1.13] |
Explanations in English |
6 a ricefield [Provincial]
[1.7] |
Explanations in French |
7 rizières, terrains marécageux, humides [1.3] 8 a rizière [Provincial] [1.8] 9 marécage, marais; sol hydromorphe [1.13] 10 . Rizières sommairement aménagées. Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais. [Betsimisaraka] [1.196] 11 [Taisaka] |
Examples |
12 Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324] |
Vocabulary |
13 Geography: (in general) |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Entry (2/5) | 18 horaka |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka 21 Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1] |
Explanations in English |
22 the cries of a crowd [1.7] |
Explanations in French |
23 cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion 24 coassement des grenouilles [1.3] 25 les cris d'une foule [1.8] |
Vocabulary |
26 Sound |
Derivatives |
|
Synonyms | 32 horakoraka |
Entry (3/5) | 33 horaka |
Part of speech | 34 noun |
Explanations in Malagasy |
35 Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1] |
Examples |
36 Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy [2.996] |
Derivatives |
|
Synonyms | 40 horakoraka |
Entry (4/5) | 41 horàka |
Part of speech | 42 adjective |
Explanations in Malagasy |
43 mena [1.1] |
Explanations in French |
44 écarlate, vermillion [1.3] |
Derivatives |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
81 The Colors |
Entry (5/5) | 82 horaka |
Part of speech | 83 noun |
Explanations in Malagasy |
84 zohy, lavabato [Tanosy]
[1.78] |
Anagrams | 85 haroka, horaka, horàka, haroka, horaka, horàka |
Updated on 2024/10/30 |