Entry (1/2) | 1 horakoraka |
Root | 2 horaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian' ny vahoaka 5 Feon' ny sahona: Horakoraka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1] |
Explanations in English |
6 the cries of a crowd [1.7] |
Explanations in French |
7 les cris d'une foule [1.8] |
Examples |
8 Kotaba, horakoraka moa izao! [2.356] 9 Feno horakoraka sy tabataba ny tanàna. [2.117] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 horaka |
Entry (2/2) | 12 horakoraka |
Root | 13 horaka |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 18 horaka |
Anagrams | 19 harokaroka, horakoraka |
Updated on 2022/09/13 |