|
|
|
|

Entry1  zarazara hoditra
Elementary words  2  zarazara, hoditra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ilazana volon-koditra izay tsy lasa fotsy nefa tsy mainty koa [1.1]
Explanations in English  5  light brown-skinned [1.7]
Explanations in French  6  qui a la peau brun clair [1.8]
Examples  7  Ny endriny dia mavo zarazara hoditra-tso-bolo. [1.436#]
8  bikana, ranjanana, tomady, sady zarazara hoditra. [2.285#]
9  Maro karazana ny volonkodiny : ny fotsy, ny mena, ny zarazara hoditra, ny mainty. [2.332#]

Updated on 2023/04/16