|
|
|
|

Entry1  fanadino
Root  2  hadino
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manadino: Atao ahoana no fanadino ny andro nahasambatra taloha ? [1.1]
Explanations in French  5  Ce qu’on peut oublier, la manière d’oublier [1.3#202]
Examples  6  Tsy fanadino ny lasa, saingy tsara lavitra ny mibanjina amim-pahasahiana ny hoavy mba hananana ny tsara amin'ny lafiny rehetra. [1.537#mg]
7  Hataoko ahoana no ho fanadino ny rano nahaterahako, ny sakaiza niarahako niriaria, ary indrindra fa izay faniriana niarahantsika nanana teto? [1.251#]

Anagrams  8  fanadino, fanindao, fanodina, fidonana, fiondana

Updated on 2023/02/21