|
|
|
|

Entry1  hadinoina (hadino)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao / Aza hadinoina ny hafatro (diso ka tsy tokony hatao ny hoe: Aza hadino ny hafatro) [1.1]
Explanations in English  4  To be forgotten, to be neglected. [1.2]
5  To be forgotten [1.7]
Explanations in French  6  Ce qu’on oublie [1.3#202]
7  Qu'on oublie [1.8]
Examples  8  Tsy azo hadinoina ihany koa izany. [1.369#]
9  Saingy aza hadinoina ny mba milaza amiko izay ho fofony! [2.529#]
10  Ny havana aza hadinoina, toy ny kitapo nahafahana entana. [2.69#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word hadinoina

Anagrams  16  hadinoina, ihodinana

Updated on 2023/02/18