Entry |
manadino
(hadino)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa [1.1]
|
Explanations in English | To forget [1.2, 1.7]
|
| To neglect [1.2]
|
Explanations in French | Oublier [1.3, 1.8]
|
| Ne pas se souvenir, pardonner [1.3]
|
Examples |
1 | Ny ankizy ankehitriny koa tsy manadino.
[1.369]
|
2 | Toroy izy raha manadino, anaro raha miha-fahafa.
[2.245]
|
3 | Tia havana nefa saro-manadino ny ratsy hatao azy na dia tsy manao am-po aza.
[1.381]
|
|
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|