|
|
|
|

Entry1  fokontany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taisaka] fizaran-tany amin'ny kantao
4  [1.1] Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona
Explanations in French  5  [1.82] [Taisaka] les gens du clan
Examples  6  [2.606#] Mihamahazo vahana kosa eo anatrehan' izany ny Filohan' ny fokontany.
7  [4.27#] manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny fokontany rehetra ny Kaominina.
Vocabulary  8  Politique
Elementary words  9  foko, tany
Analogs  10  faritany, fivondronana, firaisana
Compound words 
Quotes  13  Texts mentioning fokontany

Anagrams  14  finantoko, fokontany, nafontiko

Updated on 2025/01/21