Entry (1/2) | 1 firaisana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.7] union; agreement |
Explanations in French |
4 [1.8] union; accord 5 [1.13] rapport sexuel, accouplement |
Examples |
6 [2.356#] Ho amin' ny firaisana no nahatongavany. 7 [2.332#] Nampianatra ny firaisana sy fifankatiavana ny mpampianatra. |
Root | 8 iray |
Analogs | 9 filomiana |
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word firaisana |
Entry (2/2) | 15 firaisana |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany |
Vocabulary |
18 Politique |
Root | 19 iray |
Synonyms | 20 firaisam-pokontany |
Anagrams | 21 asafariny, firaisana, fisariana, isafarian, nisafaria, safarinay |
Updated on 2025/02/01 |
![]() |