Entry | fivondronam-pokontany | |
Elementary words | fivondrona ; fokontany | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1] | |
Examples | Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny Fivondronampokontany.
[2.114] | |
Synonyms | fivondronana | |
Updated on 2023/12/08 |