|
|
|
|

Entry (1/2)1  fivondronana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitambaran' olona na zavatra mikambana ho iray: Noho ny fivondronan' ny fokonolona no nahatsanganana an' io trano sekoly io
Explanations in French  4  [1.5#339] groupement
Examples  5  [2.503#51] Ary raha jerena toa tia fivondronana kosa isika Malagasy, dia lavitra antsika ny firaisan-kina!
Root  6  vondrona

Entry (2/2)7  fivondronana
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany
Explanations in French  10  [1.5#339] unité administrative équivalente à la préfecture
Examples  11  [2.445#10] Tonga teto omaly ny mpiasan'ny fivondronana.
Vocabulary  12  Politique
Root  13  vondrona
Synonyms  14  fivondronam-pokontany

Updated on 2024/12/11