Entry | 1 farary |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza olona marary lava tsy mety salama |
Explanations in English |
4 [1.7] often ill |
Explanations in French |
5 [1.8] souvent malade, maladif |
Examples |
6 [1.437#] Tovolahy salaina Rakoto fa tsy mba farary. 7 [1.381#] Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. |
Vocabulary |
8 Health |
Root | 9 rary |
Analogs | 10 farofy, tsy salama, tsy seheno, mavozo, malemy, marisarisa, malovilovy, osa, saozanina, marary ovana, tsy matanjaka, mangorera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, migidredro |
Anagrams | 11 farary, firara |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |