|
|
|
|

Entry1  marisarisa
Root  2  risarisa
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio fa misy marisarisa ny ankizy [1.1]
5  mahatsiaro tena ho tsy metimety [1.13]
Explanations in English  6  not very well [1.7]
Explanations in French  7  indisposé, souffrant [1.8]
8  malaise [1.13]
Examples  9  Sahiran-tsaina ve ianao fa marisarisa ny zanakao? [2.117#]
Vocabulary  10  Health
Analogs  11  mavozovozo, marofirofy, tsy metimety

Anagrams  12  marisarisa, masirasira

Updated on 2023/01/20