Entry | 1 saozanina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Farary, kely hery sy osa [1.1] |
Explanations in English |
4 weak, feeble, recovering from an illness [1.2] 5 sickly, in poor health [1.7] |
Explanations in French |
6 maladif, chétif [1.8] |
Examples |
7 toa saozanina nefa matanjaka tsara ihany. [2.470] 8 Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#] |
Vocabulary |
9 Health |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/09/19 |