Entry (1/2) | 1 dihy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fampisehoam-pihetsehana ataon' ny tena manontolo: loha, tanana, tongotra, ary indraindray koa aza ny vatana, mba hanehoana fifaliana 4 Toetran' ny fanidin' ny vorona eny amin' ny habakabaka raha tsy mihetsika na mikopaka ny elany [1.1] |
Explanations in English |
5 a dance, dancing in the native style. See danise, tsinjaka [1.2] 6 a dance, dancing [1.7] |
Explanations in French |
7 danse [1.3#102, 1.8] 8 sautillement, tournoiement de la toupie, du fuseau 9 le trémoussement des ailes d’un oiseau planant au même point [1.3#102] |
Examples |
10 Velona indray ny hira amana dihy natao teo tamin' ny ndeha hangataka iny. [2.245] 11 Inona kosa, hoy Noro nony efa nitonitony izy, no tsy nitiavanao ny dihy? [2.5] 12 Tsimpony ny teny rehetra mampiseho ny maha-malagasy ny dihy sy ny mpandihy. [2.313] |
Derivatives |
|
Synonyms | 17 danise, tsinjaka |
Analogs | 18 tsinjaka, sahoby, totorebika, tsipisandry, velatanana, dihy soroka, dada, jaiko, soamaroroka, tsaramiera, soratra, afindrafindrao, salegy |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word dihy |
Entry (2/2) | 25 Dihy |
Elementary words | 26 dihy |
Part of speech | 27 name (poem title) |
Vocabulary |
28 Literature: poems |
Author |
29 Rabearivelo Jean-Joseph |
Tables and plates |
30 Full list |
Anagrams | 31 Dihy, dihy, hidy, Dihy, dihy, hidy |
Updated on 2023/10/22 |