|
|
|
|

Entry (1/6)1  dada
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay?
4  teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady [1.1]
Explanations in English  5  father, dad [1.7]
Explanations in French  6  père [1.8]
Examples  7  Manao ahoana i dada? [2.4#]
8  Nomen' i dada azy ny adiresiko. [2.472#]
9  Tao an-trano nivazavaza foana i dada. [1.369#]
Synonyms  10  aba, ada, baba, ikaky, ray
Compound words 
Titles 
Proverbs  13  Proverbs containing the word dada

Entry (2/6)14  dada
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany [1.1]
Explanations in English  17  a mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum [1.2]
Vocabulary  18  Game

Entry (3/6)19  dada
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  adaladala [Tambahoaka] [1.78]
Explanations in French  22  un peu fou, bête, cf. dahidahy [Tankarana] [1.19]
Synonyms  23  dadoa

Entry (4/6)24  Dada
Elementary words  25  dada
Part of speech  26  name (book title)
Vocabulary  27  Literature: books
Author  28  Solonomenjanahary Ranivoarisoa Eugénie Monique

Entry (5/6)29  dada
Part of speech  30  masculine noun
Explanations in French  31  hevi-mahazatra, hevi-tiana [1.66]

Entry (6/6)32  dada
Part of speech  33  masculine noun
Explanations in French  34  (fitenin' ankizy) soavaly [1.66]

Anagrams  35  Dada, dada, Dada, dada

Updated on 2023/10/24