Entry | 1 tsinjaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tsambikimbikina 4 Dihy rodobe: Miara-mandihy ny lehilahy sy ny vehivavy nefa tsy mifangaro akory na dia samy mihinjakinjaka aza fa miara-mihetsika aradalàna milamina, milanto [1.1] |
Explanations in English |
5 dancing, esp. by jumping about [1.7] |
Explanations in French |
6 danse, gambade [1.8] |
Derivatives |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word tsinjaka |
Updated on 2020/07/31 |