|
|
|
|

Entry1  añintafara
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rivotra mitsoka any amoron-tsiraka amin' ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo andrefana mianavaratra atsinanana ka mitondra orana; maharitra eo amin' ny hateloana eo ny orana, fa ny andro ratsy mitohy herinandro; ny anintafara dia amantaran' ny mpanjono ny fiavian' ny zompona
4  [1.78] [Tambahoaka] rivotra mahery
Vocabulary  5  Meteorology
Elementary words  6  añina
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  28  anatrifana, añintafara, fanitarana, faritanàna, fatan' arina, fiatranana, nafatranay, nitarafana

Updated on 2025/01/21